|
|
|
|

Entry hatsiatsiaka (hatsiaka)
Part of speech noun
  [1.1]
 Fraîcheur
Débarras [1.3]
Examples 
1Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. [2.996]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20