|
|
|
|

Entry hatoranana (torana)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra: Ratsy raha dia maharitra ela loatra ny hatoranana [1.1]

Updated on 2023/01/20