| Entry | hatomady (tomady) | |
| Part of speech | noun | |
| Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1] | ||
| Force, vigueur [1.3] | ||
| Examples | Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka.
[2.895] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|