| Entry | hatavy (tavy) | ||||
| Part of speech | morphological form of matavy | ||||
| Examples |
| ||||
| Entry | hatavy (tavy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1] | |||||
| Synonyms | hatavezana | ||||
| Updated on 2024/11/29 |
|