|
|
|
|

Entry hatairana (taitra)
Part of speech noun
 Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1]
Synonyms fahatairana

Updated on 2023/01/05