| Entry | hasoavina (soa) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1] | |||||||||
| See soa. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|