|
|
|
|

Entry hasiaka (siaka)
Part of speech noun
 Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity [1.1]
Synonyms fahasiaka

Updated on 2023/01/20