| Entry | haron-doa-body | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | harona, loaka, vody | |
| Ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1] | ||
| (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7] | ||
| (littéralement et figuré) panier percé [1.8] | ||
| Updated on 2025/10/11 |
|