| Entry | harofana (haroka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany:
Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1] | |||||||||
| See haroka [1.2] | |||||||||
| Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|