|
|
|
|

Entry haotraotra (haotra)
Part of speech noun
 Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [1.1]
Derivatives 
Synonyms haotra

Updated on 2023/01/05