|
|
|
|

Entry hao
Part of speech noun
 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
 Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
 A louse, a tick. [1.2]
 A louse [1.7]
 Pou [1.8, 1.13, 1.82]
Vocabulary 
Examples Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528]
Morphology 
Simple : hao, haoko, haonao, haony, haontsika, haonay, haonareo, haon', haon-, haom-
Prefixed : -kao, -kaoko, -kaonao, -kaony, -kaontsika, -kaonay, -kaonareo, -kaon', -kaon-, -kaom-
Article 

Entry hao
Part of speech adverb [Full list]
  [Taisaka] Eny [1.78]
  [Taisaka] Oui [1.82]

Updated on 2023/06/12