|
|
|
|

Entry hanin-kanina
Part of speech locution
Elementary words hanina
 Vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1]
Examples 
1Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270]
2Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643]

Updated on 2023/05/20