|
|
|
|

Entry hanginana (gina)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1]
Synonyms fahanginana

Updated on 2023/02/12