|
|
|
|

Entry handitra
Part of speech noun
 Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra
Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23