|
|
|
|

Entry hamamy (hamy)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
 La douceur [1.3]
Examples fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa. [2.588]
Synonyms hamamiana

Updated on 2024/01/29