|
|
|
|

Entry hamaivanana (maivana)
Part of speech noun
 Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy [1.1]
 La légèreté [1.3]
Synonyms hamaivana

Updated on 2024/12/22