| Entry | halavorariana (lavorary) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1] | ||
| Synonyms | fahalavorariana | |
| Updated on 2023/01/05 |
|