| Entry | halalahina (lalaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1] | |||||||||
| To be made roomy, to be widened [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|