|
|
|
|

Entry hafiriana (firy)
Part of speech adverb [Full list]
 Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [1.1]
 How many days? [1.2, 1.7]
 Combien de jours? [1.8]

Updated on 2023/01/20