| Entry |
hafetsena
(fetsy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fahaizana, hakingana. [1.1]
|
| | Guile, cunning [1.7]
|
| | Ruse, artifice pour tromper [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay.
[2.445]
|
| 2 | dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany.
[2.293]
|
|
|