| Entry | hadalana (adala) | |
| Part of speech | noun | |
| Tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina:
tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany Hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy Zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy Manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1] | ||
| Foolishness [1.2] | ||
| La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3] | ||
| Synonyms | fahadalàna | |
| Updated on 2023/01/20 |
|