| Entry |
habetsahana
(betsaka)
|
| Part of speech | noun
|
| | Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [1.1]
|
| | A number or quantity [1.2, 1.7]
|
| | La multitude, l'abondance [1.3]
|
| | Nombre, quantité [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana
[4.27]
|
| 2 | Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy
[1.320]
|
|
| Synonyms | ~ |
|