| Entry |
gasy
|
| Part of speech | adjective
|
| | Malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
|
| | See Malagasy
[1.2]
|
| | Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
|
| | Malgache [1.3]
|
| | Malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny.
[2.472]
|
| 2 | Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra;
[2.356]
|
| 3 | Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza.
[2.643]
|
| 4 | Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy.
[2.117]
|
| 5 | Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy.
[1.437]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
gasy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Solitany [1.78]
|
| | [Taisaka]
Pétrole [1.82]
|
| | [Tankarana]
Pétrole. (menak' afo). [1.19]
|
|