|
|
|
|

Entry gaka
Part of speech noun
 Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
 The quacking of a duck. [1.2]
 Cri du canard, du corbeau [1.3]
Vocabulary 
Synonyms gagàka

Entry gaka
Part of speech noun
 Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
Mitovy hevitra: kolikoly ~ sisika. ~ totohondry vola ~ tsolotra [1.1]

Entry gaka
Part of speech noun
 Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]

Entry gaka
Part of speech Unspecified
  [Provincial] For goka [1.2]

Updated on 2023/02/12