|
|
|
|

Entry fotony
Part of speech morphological form of fototra
 Antony, vidiny: Ario any io boky io fa tsy misy fotony [1.1]
 La raison, la cause [1.3]
Examples 
1Savasavao ny raviny hahitana ny fotony [2.558]
2Na maro aza dia iray ny fotony, tsy afa-misaraka [2.606]

Updated on 2025/07/27