| Entry |
fono-
|
| Part of speech | morphological form of fonoka
|
|
| Entry |
fono
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka [1.1]
|
| | A cover [1.2, 1.7]
|
| | An envelope [1.2]
|
| | A wrapping [1.7]
|
| | Couverture [1.3, 1.8]
|
| | Enveloppe [1.3, 1.13]
|
| | Action de plier dans un noeud [1.3]
|
| | Emballage, reliure [1.8]
|
| | Gaine [1.13]
|
| | Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines.
On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité.
[1.196]
|
| Examples |
| 1 | Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono;
[2.69]
|
| 2 | Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony.
[2.472]
|
| 3 | Fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory.
[2.4]
|
|
|