| Entry |
fonja
|
| Part of speech | noun
|
| | Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony [1.1]
|
| | Toeram-pigadrana [1.13]
|
| | Prison [1.2, 1.7]
|
| | énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même [1.3]
|
| | Prison [1.8, 1.13]
|
|
| Entry |
fonja
|
| Part of speech | noun
|
| | Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda [1.1]
|
| | Heaviness, weightiness [1.7]
|
| | La lourdeur, la pesanteur [1.3]
|
| | Poids, lourdeur [1.8]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
fonja
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by [1.1]
|
| | A lump of iron ore [1.2]
|
| | A lump of metal [1.7]
|
| | Fer brut [1.3]
|
| | Masse de métal [1.8]
|
|
| Entry |
fonja
|
| Part of speech | noun
|
| | Miaramila atao fiandry [1.1]
|
| | Corps de réserve [1.2, 1.3]
|
| Vocabulary |
|