| Entry | fizihirana (zihitra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|