| Entry | fizahana (zaha) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fandehanana mijery: Fizahana lanonana Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona Fanontaniana ny sikidy Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona [1.1] | |||||
| Ce qu'on peut regarder, manière de regarder [1.3] | |||||
| Exploration, consultation [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/08/11 |
|