| Entry | fizaha (zaha) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady [1.1] | ||
| Ce qu’on peut regarder, manière de regarder [1.3] | ||
| Examples | indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany.
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|