|
|
|
|

Entry fivoy (voy)
Part of speech noun
 Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan' ny lakana [1.1]
 A paddle, an oar [1.7]
 La rame [1.3]
 Pagaie, aviron [1.8]

Entry fivoy (voy)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana
Azo voizina [1.1]
 Manière de ramer [1.3]

Updated on 2023/08/17