|
|
|
|

Entry fivongady (vongady)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona na zavatra mivongady, izany hoe misaraka amin' ny hafa ka miseho miharihary mitokana erỳ [1.1]

Updated on 2023/01/20