|
|
|
|

Entry fivondronam-pokontany
Part of speech locution
Elementary words fivondrona, foko, tany
 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Examples Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny Fivondronampokontany. [2.114]
Synonyms fivondronana

Updated on 2025/10/11