|
|
|
|

Entry fivoasana (vofy)
Part of speech noun
 Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
 L'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3]
 Action d'éplucher, d'enlever l'écorce [1.196]
Synonyms famoasana

Entry fivoasana (vofy)
Part of speech noun
 Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [1.1]
 L'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3]
Examples 
1Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270]
2Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643]
Synonyms famoasana

Updated on 2019/08/17