| Entry | fivoadiana (voady) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|