|
|
|
|

Entry fivitranana (vitrana)
Part of speech noun
 Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra
Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1]

Updated on 2023/01/05