|
|
|
|

Entry fivimbinana (vimbina)
Part of speech noun
 Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1]

Updated on 2023/01/05