|
|
|
|

Entry fivikiviky (vikiviky)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1]
Synonyms fivikivikiana

Updated on 2023/01/05