|
|
|
|

Entry fivezivezy (vezivezy)
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny olona mivezivezy, izany hoe mandeha atsỳ sy arỳ, mitotototo mankatsy mankaroa, miasa dia, mirenireny [1.1]

Updated on 2023/01/05