|
|
|
|

Entry fiverina (verina)
Part of speech noun
 Fomban' ny zavatra na olona miverina, izany hoe tonga indray amin' ny toerana nialana [1.1]

Updated on 2023/01/05