|
|
|
|

Entry fivelarana (velatra)
Part of speech noun
 Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy
Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao
Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy
Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1]
 Développement, épanouissement, expansion [1.13]

Updated on 2023/01/20