| Entry | fivarinana (varina) | |
| Part of speech | noun | |
| Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|