|
|
|
|

Entry fitsotra (tsotra)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona mitsotra, miampatra tsy mivonkina, na milaza ny marina tsy misy afinafenina [1.1]

Updated on 2023/01/05