|
|
|
|

Entry fitsorana (tsotra)
Part of speech noun
 Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy [1.1]

Updated on 2023/01/05