| Entry | fitsoahana (tsoaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|