| Entry | fitsingoloka (tsingoloka) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|