|
|
|
|

Entry fitsingolohana (tsingoloka)
Part of speech noun
 Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona [1.1]

Updated on 2023/01/20