|
|
|
|

Entry fitsinginana (tsingina)
Part of speech noun
 Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [1.1]

Updated on 2023/01/20