|
|
|
|

Entry fitsingatotra (tsingatotra)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1]

Updated on 2023/01/05