|
|
|
|

Entry fitsindrantsindrana (tsindrantsindrana)
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]

Updated on 2023/01/05